• Talata 26 Mey 2020
Fampianarana.Oniversiten'Antananarivo Efa voaloa ny vatsim-pianarana rehetra

Naloa tamin’ny faran’ny herinandro teo avokoa ny vatsim-pianarana faramparany ho an’ireo mpianatra manovo fahalalana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Fampianarana.Sekoly Frantsay Ny volana septambra vao hiverina an-dakilasy

Hahemotra amin’ny volana septambra ny fiverenan’ny fampianarana ho an’ny lisea Frantsay eto Antananarivo sy Toamasina, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Fampianarana.Mpampianatra eny amin`ny tsy miankina Ho jerena manokana ny hanampiana azy ireo

Mamolavola drafitra entina hanampiana ireo mpampianatra eny anivon` ny sekoly tsy miankina, izay miisa 27 000, ny ministeran` ny fanabeazam-pirenena amin` izao vanim-potoan`ny krizy ara-tsosialy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana Hisy vaomiera manokana handinika ny daty

Hisy ny "commission spéciale" handinika ny daty mety tokony hanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC araka ny fanazavan'ny Ministry ny fanambeazam-pirenena, Rijasoa Andriamanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Fampianarana.Mpianatra eny Ankatso Mandoa ilay droit pédagogique manomboka izao

Araka ny filan-kevitra eny anivon’ny fakiolte EGS natao teny Ankatso ny faran’ny herinandro teo dia fantatra fa tsy maintsy mandoa ilay droit pedagojika avokoa ny mpianatra rehetra manomboka amin’ity taona 2020 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Fampianarana.Fiatrehana ny fanadinam-panjakana Mihazakazaka mampanao cours ireo ny mpampianatra

Tsy mbola fantatra mazava hatreto ny zavatra mety hisy eto amin’ny firenena mikasika ny fampianarana noho ny firongatry ny aretina coronavirus.

Hamaky ny tohiny
FTT