Fampianarana

Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Nahazo arotava miisa 100.000 isa


  • Talata 12 Mey 2020

Ranom-panafody na “Eau de javel” 2000 litatra, alikaola fanasan-tanana koa 2000 litatra, arotava 100.000 isa,

 

 

 

 

 isan’ny fanampiana natolotry ny banky afrikanina BOA ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana tekinika etsy Anosy omaly ireo. Ankoatr’izay moa dia nisy koa ny fanolorana fotsim-bary 16.000 kilao sy vatsin-tsakafo 4000 karazana. Raha ny tokony ho izy dia fanampiana hiarovana izay tontolon’ny fanabeazam-pirenena sy fampiofanana tekinika izay moa izany ireto natolotra omaly ireto. Ho hita eo indray na hangarahara na tsia ny fitsinjarana azy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT