Fampianarana

Mpampianatra eny amin`ny tsy miankina Ho jerena manokana ny hanampiana azy ireo


  • Sabotsy 16 Mey 2020

Mamolavola drafitra entina hanampiana ireo mpampianatra eny anivon` ny sekoly tsy miankina, izay miisa 27 000, ny ministeran` ny fanabeazam-pirenena amin` izao vanim-potoan`ny krizy ara-tsosialy izao.

 

 

 Rehefa voarafitra izany, dia haroso any amin` ny filoham-pirenena izay ho tompon` ny teny farany amin` ny fampiharana izany na tsia, hoy ny minsitra Rijasoa Andriamanana. Ireo mpampianatra any Toamasina kosa dia tsy ho voakasika izany raha nambaran` ny filoha noho ny tarehimarika mavesatra ao amin` ity faritany ity. Ireo mpampianatra ireo rahateo dia efa misitraka ny tosika fameno, hoy hatrany ny fanazavana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT