Fampianarana

Oniversiten'Antananarivo Efa voaloa ny vatsim-pianarana rehetra


  • Talata 26 Mey 2020

Naloa tamin’ny faran’ny herinandro teo avokoa ny vatsim-pianarana faramparany ho an’ireo mpianatra manovo fahalalana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

 

 

Raha tsiahivina kely ny tantara dia tamin’ny volana Janoary lasa teo izy ireo no nandray vatsim-pianarana farany. Vatsim-pianarana 2 volana raha kely no indray nomena azy ireo, hahafahany miatrika ny famaranana ity taom-pianarana ity ho an’ny sasany sy hiatrehana ny ady hatao amin’ny COVID 19. Taorian’ny fizarana ny vatsim-pianarana dia mbola notolorana fanampiana nahitana fotsim-bary sy kojakoja maro samihafa ireo mpianatra ka anisan’ny nisitraka izany ny teny amin’ny amin'ny cité Ambolokandrina. Nandray ny anjarany teny ihany koa ireo mpianatra monina eny amin'ny cité Ravitoto ary mbola hisitraka izany avokoa ireo cité misy ny mpianatry ny oniversite rehetra.

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT