- Zoma 19 Jona 2020
Fampianarana.Fandriana Mitsinjo ny mpianatra ao aminy ireo mpanabe
Mitsinjo ny tanora ao aminy ny mpanabe any Fandriana Faritra Amoron’i Mania. Hanomboka tsy hoela eto Fandriana ny « COURS SPECIALES » homena an'ireo mpianatra hiatrika fanadinana Bacc sampana ankapobeny sy sampana teknika ka nisafidy ny « serie » siantifika.
Hamaky ny tohiny