- Alatsinainy 15 Jona 2020
Fampianarana.Fanadinana CEPE sy BEPC Efa milamina ny laza adina amin’ny ankapobeny
Efa milamina tanteraka ny laza adina ho an’ny fanadinam-panjakana CEPE manerana ny Nosy raha araka ny fanazavan-dRtoa ministra mpisolo toerana ny profesora Assoumacou.
Hamaky ny tohiny