Fampianarana

Mpianatry ny oniversiten’i Manday Toliara Nahazo fanampiana avy amin’ny minisitra “coach”


  • Alarobia 10 Jona 2020

Ady atao amin'ny fihanaky ny Covid-19 izao dia tsy niraviravy tanana ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena no sady minisitra mpiahy ny Faritanin'i Toliara, Atoa Tinoka Roberto,

 

 

 

 notronin'ireo manam-pahefana sy olom-boafidy eto an-toerana fa tonga nitondra fanampiana ho an'ireo mpianatra mihiboka eny amin'ny oniversiten’i Maninday Toliara tamiin’ny alatsinainy 08/ jona 2020 lasa teo.Vatsy entina hiadina amin'ny Covid 19, izay nahitana vary, Covid Organics (CVO), ary arotava maromaro izany. Naneho ny fankasitrahany tanteraka ireo mpianatra ary nitondra ny fisaorana mitafotafo ho an'nyf-panjakana amin'izao fitsinjovana ny mpianatra izao .

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT