• Talata 18 Aogositra 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana Sao dia mba ho kitoatoa indray ?

Terena fotsiny ny mpampianatra, hoy ry zareo sendikan’ny mpampianatra omaly, raha nahita ireny tany Toamasina ireny ianareo. Ataovy ny fanatanjahantena dia apetrao ny arotava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Fampianarana.SEMPAMA « Omeo anay ny minisiteran’ny fanabeazana »

Tsy nitsitsy fitenenana ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana CEPE Nihena ireo mpiadina hiatrika izany amin’ity taona ity

Mbola voatazona ny datin’ny 01 septambra fanambarana nataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina hanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE manerana ny Nosy amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fampianarana.Antoko Vami “Hanao ahoana indray izany ny lanjan’ny diplaoma 2020 ?”

Mizotra any amin’ny lalan-dratsy ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, Vahoaka miray na Vami, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fampianarana.Minisiteran`ny fampianarana ambony Misy tsy mazava ny fomba fitantanana

Anisan` ireo nisedra olana vokatrin` ny aretina Covid 19 ihany ny mpianatra eto Madagasikara na ireo katikely na koa ireo eny anivon` ny anjerimanontolo. Ho fanampiana ho an` ireto farany dia nisy ny “cotisation”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Fampianarana.Fampianarana sy Fanadinana Tsy misy fanazavana, tsy hita ny minisitra…

Sahiran-tsaina amin` ny fandefasana ny zanany any an-tsekoly ny ankamaroan` ny ny ray amn-dreny. Mitaintaina izy ireo mahakasika ny zanany hoe hanao ahoana ny ho fahaizan` ny zanany vokatry ny fampiatoana ny fampianarana matetika.

Hamaky ny tohiny
FTT