Fampianarana

Fandriana Mitsinjo ny mpianatra ao aminy ireo mpanabe


  • Zoma 19 Jona 2020

Mitsinjo ny tanora ao aminy ny mpanabe any Fandriana Faritra Amoron’i Mania. Hanomboka tsy hoela eto Fandriana ny « COURS SPECIALES » homena an'ireo mpianatra hiatrika fanadinana Bacc sampana ankapobeny sy sampana teknika ka nisafidy ny « serie » siantifika.

 

 

 

 

Efa miketrika ny hanombohana izany ireo mpampianatra sy mpampiofana ao amin’ny lisea 8 sy ny ltp 3 ary ny IST ao Fandriana amin'izao fotoana izao. Raha vao fantatra ny datim-panadinana ofisialy dia hanomboka ny “cours”. Tsy hisy ny ekolazy haloa amin’izany fa 1000 ar kosa ny fandraisana anjara ho an’ny mpianatra tsirairay. Mitarika ireto mpampianatra ireto ny “chef mention informatique” ao amin’ny ISTA Fandriana, Andriantsalama Manan'Iala, sy ny “chef cisco” any an-toerana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT