• Alatsinainy 07 Septambra 2020
Fampianarana.Mpianatra tany Sina Nody maina an-tanindrazana

Voatery nody an-tanindrazana ny 90%n` ny mpianatra Malagasy nandranto fianarana tany Sina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Fampianarana.Avaradrano 78,46 % ny taham-pahafahana CEPE

Nivoaka omaly alahady maraina ny voka-panadinana CEPE ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Avaradrano, taorian’ny fankatoavana nataon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Fampianarana.CEPE - DREN Betsiboka 20 taona ny zokiny amin’ireo mpiadina

Ireo mpiadina ao amin’ny Faritany Mahajanga sy Fianarantsoa izay ahitana Faritra miisa sivy dia Sofia, Boeny, Melaky, Betsiboka, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Fampianarana.Antananarivo renivohitra Hifarana anio ny fitsarana ny CEPE

Ivon-toeram-panadinana miisa 15 eto Antananarivo renivohitra no hitsarana ireo taratasim-panadinan’ny mpianatra nanala CEPE teto amin’ny Cisco Antananarivo renivohitra, hoy ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Fampianarana.Mpiadina manana fahasembanana Nisy 45 mianadahy no niatrika fanadinana CEPE

Miisa 45 ireo mpiadina manana fahasembanana voasoratra anarana niatrika fanadinana CEPE tamin’ity 2020 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Fampianarana.Antananarivo sy Antsiranana Hivaly afaka herinandro ny CEPE

Tamin’ny ankapobeny dia nizotra araka ny tokony ho izy ny fanadinana CEPE teto Antananarivo sy Antsiranana izay natao omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT