Fampianarana

Cisco Ambanja Nitotongana hatrany ny voka-panadinana CEPE


  • Zoma 11 Septambra 2020

Tsy mitsaha-mitotongana ny voka-panadinana CEPE tao amin’ny Cisco Ambanja tato anatin’ny telo taona farany.

 

 44,95% ny taham-pahafahana fanadinana tamin’ny CEPE natao farany teo tao amin’ity fari-piadidiam-pampianarana ity. 67,23% ny taham-pahafahana tamin’ny 2019, ary 69,44% tamin’ny 2018. Tafiditra ao anatin’ny Faritany Antsiranana ny Cisco Ambanja, niara-niatrika ny fanadinana CEPE tamin’ny Faritany Antananarivo ny 1 septambra 2020 lasa teo. 5471 ireo mpiadina voasoratra anarana tao. Tsy tonga niatrika fanadinana ny 646. 2169 no afa-panadinana tamin’ireo 4825 tonga niatrika izany, manome taham-pahafahana 44,95%.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT