- Zoma 21 Aogositra 2020
Fampianarana.Fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa “Tanora 1 000 000 no tokony ho voafohafana”
Tokony hisy tanora ho voahofana 1 tapitrisa ao anatin’ny 3 taona, hoy ny toromariky ny Filoham-pirenena Rajoelina ho an’ny Minisitry ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa Atoa Ernest Tsikeliankina. Ara-panabeazana 4 200 000 eo ny ambaratonga voalohany, ary rehefa tonga any amin’ny kilasy 3ème, dia 300 000 eo sisa.
Hamaky ny tohiny
