- Talata 01 Septambra 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana 226.000 ireo mpiadina hisantatra ny CEPE
Hanomboka anio ny andiany voalohany amin’ny fanadinana CEPE, araka ny tetiandro nofaritan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena na mbola mihatra eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara aza ny hamehana ara-pahasalamana noho ny valanaretina coronavirus aza.
Hamaky ny tohiny