- Alakamisy 10 Septambra 2020
Fampianarana.Famitana ny taom-pianarana Hiditra ny 28 septambra ny oniversite
Tapaka nandritra ny visio-COPRIES ny 08 septambra 2020 fa hiditra amin'ny 02 Novambra 2020 ny oniversite rehetra araka ny efa nambaran'ny filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina ny Alahady 6 septambra lasa teo,
Hamaky ny tohiny
