- Talata 15 Septambra 2020
Fampianarana.Fanadinana CAP sy CFA 1.559 ireo mpiadina manerana ny nosy
Tontosa soamantsara omaly alatsinainy 14 septambra ny andro voalohany hanatanterahana ny fanadinana hahazoana ny mari-pahaizana Certificat d’Aptitude Professionnelle (CAP) sy ny Certificat de Fin d’Apprentissage (CFA)
Hamaky ny tohiny