Fampianarana

Faritra Androy Nomena fitaovam-panadiovana ireo toeram-panadinana


  • Alatsinainy 14 Septambra 2020

Toeram-panadinana CEPE miisa 34 sy BEPC miisa 15 any amin`ny fari-pihapiadiana miisa 4 amin` ny faritra Androy:

 

 

 

 Bekily, Belo, Ambovombe ary Tsihombe notolorana fitaovam-panadiovana savony miisa 50 baoritra , “pulverisateurs” 6 ary bidon HTH. Tanjona araka ny fanazavana ny teo anivon` ny Minisiteran` ny fanabeazam-pirenena dia ny fiarovana ny fahasalaman` ireo mpiadina amin` ny fiatrehana fanadinam-panjakana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT