- Talata 06 Oktobra 2020
Fampianarana.Mpampianatra FRAM Niampy 30.000 tao anatin’ny 7 taona
Nankalazaina omaly ny andro manerantany ho an’ny mpanabe. Isan’ny nanamarika izany tetsy Anosy ry zareo eo anivon’ny SANOMA na “Syndicat autonome de Madagascar” izay hivondronana ireo mpiantsehatra rehetra amin’ny fanabeazana nivoaka tamin’ny “école normale”.
Hamaky ny tohiny