Fampianarana

SEMPAMA Sofia “Mila jerena ny hasina maha mpanabe”


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Ny 05 oktobra no andro maneran-tany ho an'ny mpampianatra mpanabe. Nanamarika izany ihany koa ny Kaonfederasionina Sendikaly SEMPAMA any amin`ny Faritra Sofia.

 

 

 Niavaka ny fanamarihana satria ny fifampizaran' ny solontenan'ny mpanabe avy amin'ny distrika mandrafitra ny Faritra Sofia ny zavatra mitranga iainanan' ny mpampianatra mpanabe no nandravahana ny fotoana mba hahafahana miaro sy mikatsaka hatrany ny tombontsoa iombonana. "Ny mpampianatra mpanabe dia mamolavola ny olona iray mba ho tomombana ny hoaviny ka mba tokony jerevan'ny fitondram-panjakana akaiky ny hasina maha mpanabe mba hisitrahany ny zony" hoy ny mpandrindra ny Kaonfederasionina Sendikaly SEMPAMA Sofia nandritra ny hetsika fanamarihana.

Marigny A. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT