• Talata 20 Oktobra 2020
Fampianarana.LMA Ampefiloha Nisy mpiadina teknika diso lalana tonga tao an-toerana

Mpiadina hiatrika ny fanadinana Bakalôrea teknika vitsivitsy diso toerana no tonga tao amin’ny foibem-panadinana LMA Ampefiloha omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fampianarana.Sekoly ambony tsy miankina Nahenan’ny fanjakana ny hetra aloany

Raha nisy ireo tena lasibatra indrindra nandritra ny fihibohana nateraky ny valan’aretina Covid 19 dia lohalaharana amin’izany ny sekoly tsy miankina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fampianarana.Fanapariahana laza adina sandoka Mpampianatra 1 sy mpianatra 3 nidoboka am-ponja

Nampidirina amponja vonjimaika ny sabotsy 17 oktobra lasa teo tokony ho tamin’ny 7ora sy sasany hariva ireo olona 4 voarohirohy ho nanaparitaka laza adina Bakalorea sandoka tany Antalaha, taorian’ny fiakarany fampanoavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fampianarana.Minisitra Assoumacou Béatrice “Aleo hiatrika fanadinana am-pitoniana ny mpianatra”

Anio, 19 oktobra, no hiatrika ny fanadinam-panjakana bakalorea ireo mpiadina miiisa 164 338 manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fampianarana.Sekolim-panjakana Tsy mandoa vola aloha ny ray aman-dreny…

Nanokana tetibola ny fitondrana hanamaivana ny Ray aman-dReny, indrindra ny eny amin’ny sekolim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fampianarana.SECES Sampana Antananarivo “Sazio mafy ny mpanakorotana ny bakalorea”

Nisy ny fanambarana nataon’ny SECES Sampana Antananarivo omaly 18 oktobra noho ny hiatrehana ny fanadinam-panjakana Bakalorea, izay vavahady sy kihon-dalana hidirana eny amin’ny anjerimanontolo ho an’ireo mpianatra kilasy famaranana.

Hamaky ny tohiny
FTT