Fampianarana

Mpampianatra nampanantenaina tao Toamasina Velom-panontaniana, 5 volana aty aoriana


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Velom-panontaniana ankehitriny ireo mpampianatra FRAM nampanantenain’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ho raisina mpiasam-panjakana ao amin’ny EPP Maurice Guyot Toamasina.

 

Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana dia efa ny 7 mey 2020 teo no efa any amin’ny mpitantsoratra na SP an’ny minisitry ny fampianarana ny dosie an’izy ireo. Mbola tsy nahenoana vaovao anefa izany hatramin’izao, hoy ny solontenan’izy ireo, 5 volana aty aoriana. Ahoana ihany ny momba anay, hoy hatrany ny fanontaniana napetrany?

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT