- Talata 21 Desambra 2021
Fampianarana.CEG SOAMANANDRARINY Mpianatra 300 isan-taona ihany no azo raisina
Mijaly amin’ny resaka efitranon-tsekoly ny CEG ao Soamanandrariny, kaominina ambanivohitra Ambohimangakely. Raha mahatratra 600 isa isan-taona mantsy ireo ankizy afa-panadinana CEPE
Hamaky ny tohiny
