• Talata 14 Desambra 2021
Fampianarana.Efitrano sekoly Fa terena lokoina volombosary avokoa ve ?

Notokanana omaly ny CEG ao Maharidaza, Kaominina Miantsoarivo anatin'ny distrikan’ Arivonimamo . Sekoly izay nanara-dia ny lokon-tsekoly mazala amin’izao fitondran’ny TGV MAPAR IRD izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
Fampianarana.LTP Alarobia ≠ LTP GCM Mahamasina Ady sipa niitatra tamina vono sy fanafihana…

Nirohotra nivoaka ny sekoly LTP (Lycée Techique et Professionnel) Alarobia ireo mpianatra ao amin’ity Lisea teknika ity omaly talata 30 novambra 2021 tokony ho tamin’ny 9ora maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Fampianarana.Fanabeazana mampiaty Omena fiofanana ireo mpampianatra

Fanabeazana tsy manavaka na manilika na iza na iza ny fanabeazana mampiaty. Tafiditra ao anatin’izany ireo ankizy manana fahasembanana sy ireo zanaky ny sahirana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Fampianarana.Mandritsara Maty teo am-panaovana EPS ilay mpianatra

Mpianatra iray ny zoma lasa teo no maty teo am-panaovana ny fanatanjahantena an-tsekoly EPS tany Mandritsara. Rakotoson Jean Luc no anarany, tovolahy vao 17 taona monja,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Fampianarana.Hentitra ny SECES Antananarivo « Tsy hanao afatsy ny fetr’ora faritan’ny lalàna sisa izahay »

Manohy hatrany ny fitakiana ny zo sy hasin’ny mpampianatra ny Sendikan’ny Mpampianatra Mpikaroka sy Mpikaroka Mpampianatra na ny SECES Sampana Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Fampianarana.Fanampiana ny orinasa Miara-miasa ny IT University sy FTHM Consulting

Foto-pisainana iray no isan’ny nampivondrona ny IT University sy ny kabinetra FTHM Consulting ka nahatonga azy ireo hifandray tanana hiara-hiasa hampiroborobo ny firenena ary hisintona ireo mpandraharaha na avy eto an-toerana, indrindra,

Hamaky ny tohiny
FTT