• Alarobia 27 Aprily 2022
Fampianarana.Fanadinam-Panjakana CEPE Ny kajy no mbola tena olan’ireo mpiadina

Amin’ny 21 Jona ho avy izao no hotanterahina ny fanadinam-panjakana CEPE manerana ny Nosy. Roa volana sisa izany raha andro no isaina, fotoana efa fanaovana famerenana tanteraka ho an’ireo taranja mbola tsy hain’ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Fampianarana.Mikatso indray ny fampianarana ambony Oniversite maty mandritra ny fotoana tsy voafetra

Nohamafisin’ny Sendikan’ny mpampianatra SECES Sampana Antaanarivo tamin’ny alalan’ny fanambarana navoakany omaly 24 aprily ny hirosoan’izy ireo indray amin’ny fanaovana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Fampianarana.Kaominin’i Talatamaty Entanina ho lasa siantifika ireo tovovavy mpianatra

Ny 30%-n’ny tovovavy eto amintsika no nisafidy ny taranja siantifika tamin’ny taona 2020 raha araka ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2022
Fampianarana.ENAM Androhibe Nosokafana omaly ny taom-pianarana vaovao

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly ny taom-pianarana,ho an’ny fampiofanana fototra (Formation initiale) andiany faha-29,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Fampianarana.Ny oniversite ajoro Ny mpampianatra tsy mitombo ny isany

Tsy ho ela intsony dia ho vita tanteraka ny oniversite manara-penitra any Analanjirofo satria ny 90% ny asa no voalaza fa efa vita, araka ny tatitra nandritra ny fitsidihan’ny Filoha Rajoelina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Fampianarana.Bakalorea 2022 Herinandro sisa ahafaha-misoratra anarana

Nampahatsiahy tamin’ny alalan’ny valan-dresaka miantefa amin’ny mpianatra, Ray aman-dReny ary indrindra ny mpanabe ny Minisitran’ny Fampianarana ambony sy ny Fikarohana (MESupReS)

Hamaky ny tohiny
FTT