• Talata 14 Septambra 2021
Fampianarana.Kaongresin’ny mpianatra isam-paritra Hangataka fihaonana amin’ny filoham-pirenena

Nanomboka omaly ary hifarana anio etsy Ankatso ny kaongresin’ireo mpianatra mpikaroka amin’ny faritany miisa 6 eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Fampianarana.Salon de l’étudiant et de l’emploi Tan-tsoroka ho an’ny tanora, mpitsidika 150 000 no andrasana

Ho ambohipihaonan’ny tanora ana hetsiny ny « Salon de l’Etudiant et de l’emploi » andiany fahatelo, hatao eny amin’ny tokontanin’ny ORTM Anosy ny 20-21-22 septambra 2021 izao,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Fampianarana.Fanatsarana ny kalitaon'ny fanabeazana Nanolotra « tablettes numériques» 10 051 ny OIF

Hiara-kiasa akaiky ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny OIF amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanabeazana. Tontosa omaly tao amin'ny biraon'ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Fampianarana.Pr Sammy Gregoire Ravelonirina “Atao zinona ny fampianarana ambaratonga ambony”

Maro ny zavatra natrehin’ny Seces tato ho ato ka antony tsy dia namparesaka azy, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jolay 2021
Fampianarana.Mikatso ny Oniversiten’i Toliara Tsy misy fianarana, tsy misy fanadinana

Miato tanteraka ny asa, tsy misy fianarana, tsy misy fanadinana, tsy misy “soutenance”. Izay no vokatry ny fitokonan’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra ao amin’ny oniversite Maninday Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jona 2021
Fampianarana.Gidragidran’ny anjerimanontolo 1 maty tany Toliara, nihetsika ny tao Fianarantsoa

Nitohy ary nihamahery vaika ny grevy nataon'ny mpianatry ny oniversiten’i Maninday Toliara omaly maraina,

Hamaky ny tohiny
FTT