- Zoma 29 Jolay 2022
Fampianarana.Fampiakarana vatsim-pianarana 100% “Misy dingana maro ny ahatongavana amin’izany”
Vao andro vitsy izay ny nangataka fampiakarana vatsim-pianarana 100% nataon’ny mpianatra avy amin’ny faritra 23.
Hamaky ny tohinyVao andro vitsy izay ny nangataka fampiakarana vatsim-pianarana 100% nataon’ny mpianatra avy amin’ny faritra 23.
Hamaky ny tohinyRaha nitaky nandritry ny 2 volana sy tapany ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra na SECES Antananarivo dia mety gaga ny rehetra satria
Hamaky ny tohinyNitaky sy nangataka ny hamoahana ny “vacation 2021-2022” ireo mpampianatra mpiambina mandritra ny fanadinana bakalorea tetsy amin’ny Lisea Maoderina Ampefiloha omaly,
Hamaky ny tohinyManoloana ny trangan-javatra mandalo mahakasika ny fihetsika tsy mendrika izay nataon’ny mpampianatra nanery tamin’ny fomba tsy mendrika ny mpiadina mpino Silamo hanala ny sarondohany tao amin’ny foibem-panadinana
Hamaky ny tohinyNiforona ny taona 1990 tany Antsohihy ny fikambanana Gasy ka mahery na GAKAMA, hoy ny mpanorina azy, Maitre Michel Le Dragon.
Hamaky ny tohinyMpiadina 192 435 manerana ny Nosy no hiatrika ny bakalorea manomboka anio alatsinainy 18 jolay 2022. Nisy fihenany 4039 io mitaha ny tamin’ny taon-dasa.
Hamaky ny tohiny