- Alarobia 20 Jolay 2022
Fampianarana.Maitre Michel le Dragon “Misy aretina ao amin’ny fampianarana ao”
Niforona ny taona 1990 tany Antsohihy ny fikambanana Gasy ka mahery na GAKAMA, hoy ny mpanorina azy, Maitre Michel Le Dragon.
Hamaky ny tohinyNiforona ny taona 1990 tany Antsohihy ny fikambanana Gasy ka mahery na GAKAMA, hoy ny mpanorina azy, Maitre Michel Le Dragon.
Hamaky ny tohinyMpiadina 192 435 manerana ny Nosy no hiatrika ny bakalorea manomboka anio alatsinainy 18 jolay 2022. Nisy fihenany 4039 io mitaha ny tamin’ny taon-dasa.
Hamaky ny tohinyOlana tsy mety voavaha ny tsy fandoavan’ny Fitondram-panjakana ny tambin-karaman’ireo mpampianatra mpitsara fanadinam-panjakana eto amintsika.
Hamaky ny tohinyRaha nahatratra 11 mianadahy ireo mpiadina niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny AKAnin’ny MArenina etsy amin’ny 67 ha
Hamaky ny tohinyManomboka amin’ny fomba ofisialy anio alatsinainy 04 jolay 2022 ny fanadinam-panjakana BEPC (Brevet d’Etude du Premier Cycle) eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyHotontosaina anio talata 21 jona manerana ny Nosy ny fanadinam-panjakana CEPE. Mahatratra 525.111 ny isan’ireo hiatrika izany manerana ny Nosy ka 6 taona no kely indrindra. Miisa 20.869 amin’ireo kosa
Hamaky ny tohiny