• Alarobia 10 Aogositra 2022
Fampianarana.Mpianatra ho manamboninahitra Hatsaraina ny kalitaon’ny fampianarana mba hahazoana vokatra tsara

Nihaona tamin'ireo mpianatra ho manamboninahitra ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena ny Jeneraly Rakotonirina Richard omaly tany Antsirabe .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Fampianarana.Tekinolojia sy fivoarana Etsy amin’ny Novotel Ivandry no fotoana

Etsy amin’ny Novotel Ivandry no fotoana raha te hahalala ny tsara ho fantatra rehetra momba ny tekinolojia sy fivoarana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Fampianarana.Fampiakarana vatsim-pianarana 100% “Misy dingana maro ny ahatongavana amin’izany”

Vao andro vitsy izay ny nangataka fampiakarana vatsim-pianarana 100% nataon’ny mpianatra avy amin’ny faritra 23.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Fampianarana.SECES Antananarivo “Henonay ilay hoe :ho hita eo izay reraka aloha!”

Raha nitaky nandritry ny 2 volana sy tapany ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra na SECES Antananarivo dia mety gaga ny rehetra satria

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Fampianarana.Efa nomena ny volan’ny «Vacation 2021» Tsy naloan’ny Oniversiten’Antananarivo ny azy

Nitaky sy nangataka ny hamoahana ny “vacation 2021-2022” ireo mpampianatra mpiambina mandritra ny fanadinana bakalorea tetsy amin’ny Lisea Maoderina Ampefiloha omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Fampianarana.Minisitry ny fanabeazam-pirenena “Aoka hajaina ny fahasamihafana”

Manoloana ny trangan-javatra mandalo mahakasika ny fihetsika tsy mendrika izay nataon’ny mpampianatra nanery tamin’ny fomba tsy mendrika ny mpiadina mpino Silamo hanala ny sarondohany tao amin’ny foibem-panadinana

Hamaky ny tohiny
FTT