- Zoma 21 Aprily 2017
Fampianarana.VIVO ENERGY sy ny mpianatry ny INSCAE Nanampy ny fitaizana zaza kamboty eny Anosiavaratra
Nifanome tanana nanampy ny Loharanosoa Toko telo, toerana fitaizana zaza kamboty iray eny Anosiavaratra indray ny orinasa Vivo Energy sy ny mpianatry ny sekoly ambony INSCAE.
Hamaky ny tohiny