• Alatsinainy 03 Aprily 2017
Fampianarana.Publireportage Millénium university Manomana amin’ny sehatra matihanina

Tao anatin’ny 6 taona nisiany dia efa maro ireo ankizy nandranto fianarana ambony tato amin’ny Millénium University no efa tafiditra niasa tamin’ireo orinasa izay nampanaovina azy ireo fiofanana, hoy ny tompon’andraikitra voalohany ao aminy, Liantsoa Randrianarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Aprily 2017
Fampianarana.SEKOLY AMBONY ESPIC Manampy ireo tsy manana Baka, manome diplaoma ireo te-hiakatra sokajy amin’ny asam-panjakana

Anisan’ny sekoly ambony iray manana ny maha izy azy eto an-drenivohitra ny ESPIC ( Ecole Superieur Professionnel en Informatique et Commerce), manana ny foiben-toerany etsy 67 ha Avaratra Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Martsa 2017
Fampianarana.FITANTANANA SY LALANA Lalam-piofanana tena mahaliana ny tanora

Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny tanora ankehitriny ny fitantanana sy ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Fampianarana.SEKOLY AMBARATONGA FOTOTRA Hofoanana ny CEPE, volana martsa ny fidirana

Tongotra mby an-dakana ny an’ny fitondram-panjakana amin’ny fanovana ny tetiandrom-pampianarana eto amintsika. Efa tafiditra ao anatin’ilay drafitrasa vaovao momba ny fanabeazana ny fampiharana izany, araka ny fanazavan’ny minisitra Paul Rabary saingy tsy azo hirotorotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Fampianarana.Fisoratana anarana amin’ny bacc Tsy hisy fanalavam-potoana intsony

Ny 31 martsa ho avy izao, raha ny fampahafantaran’ireo tompon’andraikitra tetsy amin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika etsy Tsimbazaza omaly no fara-fisoratana anarana ho an’ireo izay te hifaninana amin’ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2017
Fampianarana.Fitiavan-tanindrazana sy fampandrosoana Tanora 46 no nahavita fiofanana

Tanora miisa 46 mianadahy no nomen’ny masoivoho Amerikanina fiofanana marolafy nandritra ny fito herinandro ka navoaka tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT