- Sabotsy 20 Mey 2017
Fampianarana.Mpampianatry ny oniversite “Feno ny kapoaka !”
Raha voalaza ho niravona ny hetsiky ny mpianatra teny amin’ny anjerimanontolo teny mikasika ny fitakiana ny fampiakarana ny fampitaovana sy ny filam-pikarohan’izy ireo dia ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (SECES) kosa indray omaly no nivory hijerena ny dingana tokony hatao hanatanterahana ny fitakian’izy ireo hatramin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohiny
