• Sabotsy 06 Mey 2017
Fampianarana.Antsirabe Nahazo ivontoerana informatika ho an’ny jamba

Notokanana tamin'ny fomba ofisialy omaly zoma 5 mey 2017 tany Antsirabe ny ivontoerana ara Informatika natokana hiofanan'ny olona manana fahajambana ka ny tetikasa Voatra Asa eny Ivory no nametrahana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2017
Fampianarana.Fanakatonana sekoly koranika Tsy niteny izany aho, hoy ny minisitra

Ao anatin’ireo sekoly miisa 150 tsy manara-dalàna hatreto ireo sekoly koranika 16 fa tsy 190 araka ny heno tamin’ireo vaovao tamin’ny herinandro raha ny fanazavan’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Paul Rabary omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Mey 2017
Fampianarana.Fanafoanana CEPE Hampitombo isa ireo mpianatra handao sekoly

Mikorontana tanteraka ny sain’ny ray aman-drenin’ny mpianatra manoloana ny fanovana ny rafi-panabeazana eritreretin’ny mpitondra hatao eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Fampianarana.Mpino Silamo Tezitra amin’i Paul Rabary

Efa tany amin’ny taonjato fahasivy no nisy teto Madagasikara ny finoana silamo, hoy ry zareo solontena avy eo anivon’ity antokom-pinoana ity, omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Fampianarana.CEPE sy BEPC 2017 7 sy 9 taona no zandriny indrindra eto an-drenivohitra

Efa tsara homana amin’ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC taona 2017 ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra, hoy Rakotozafy Ramasy Hary Soa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aprily 2017
Fampianarana.EPP Andrefanambohijanahary Niova endrika, 107 taona aty aoriana

Niova endrika tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra etsy Andrefanambohijanahary rehefa tsy nisy fanamboarana tao anatin’ny 107 taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny
FTT