- Zoma 07 Aprily 2017
Fampianarana.Tetikasa agri urbaine 90%-n’ny vehivavy sahirana no efa mampihatra azy
Voalohany amin’ireo tanàn-dehibe aty amin’ny oseanina indianina ary faha-9 aty Afrika nanasonia ilay fifanarahana momba ny politika ara-tsakafo na pacte politique alimentaire izay tetikasa iarahana ivontoerana misahana ny asa an-tanàn-dehibe (IMV) ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny