- Talata 18 Jolay 2017
Fampianarana.Bakalorea -Antananarivo Hivoaka ny 25 aogositra ny vokatra
Ho tanterahina ny 24 jolay ho avy izao manerana ny Nosy ny fanadinana bakalôrea taona 2017. Miisa 74. 577 ireo mpiadina rehetra hiatrika izany , ka 69.539 amin’ireo no ao amin’ny sokajy ankapobeny raha 5.038 kosa ny sokajy teknika.
Hamaky ny tohiny