• Sabotsy 01 Jolay 2017
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Nanda faninefany ny fanasan’ny CCOI

Tsy tontosa indray ny fanazavana amin’ny besinimaro mikasika ilay rafi-pampianarana vaovao (PSE) kasaina hampiharina amin’ity taom-pianarana vaovao ho avy ity izay saika hiarahana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2017
Fampianarana.Mivoatra hatrany ny ECCOVA Mpianatra 400 mianadahy indray no nahavita fianarana

Fahombiazana tanteraka ho an’ny “Ecole de Coupe et Couture Volana” ny fanadinam-panjakana natrehin’ireo mpianany manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Jona 2017
Fampianarana.Fanadinana CEPE Niharatsy ny vokatra

Nivoaka ny alahady maraina teo ny voka-panadinana CEPE ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra. Mpiadina 17.201 tamin’ireo 30.930 niatrika izany no afaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2017
Fampianarana.Drafi-panarenana ny fanabeazana Mihatra amin’ny 2018-2022

Tontosa omaly alakamisy 15 jona teo ambany fiahian’ny praiminisitra Mahafaly Solondrasana Olivier teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo ny fanaovan-tsonia ny drafi-panarenana momba ny fanabeazana na ny PSE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Fampianarana.SEKOLY AMBONY IST Miezaka manome vahana ny voka-pikarohana

Fomba fiasan’ny sekoly ambony IST ( Institut Supérieur de Technologie) eto Antananarivo nanomboka tamin’ny 2016 ny fanamafisana sy fanatsarana kokoa hatrany ny voka-pikarohana ho an’ireo mpampianatra mpikaroka ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Fampianarana.Fampianarana ambaratonga ambony Miezaka manome vahana ny sehatry ny fikarohana

Miezaka manome vahana hatrany ny sehatry ny fikarohana ny minisiteran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika tarihin’ny minisitra Rasoazananera Monique.

Hamaky ny tohiny
FTT