• Alarobia 02 Aogositra 2017
Fampianarana.ISPM Antsobolo Voka-pikarohana 200 aranty eny amin’ny Carlton

Voka-pikarohana manodidina ny 200 isa nanomboka omaly no hampirantian’ireo mpianatry ny sekoly ambony « Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar » etsy amin’ny Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Fampianarana.CMR PARAMED Hankalaza ny faha-herin-taona nijoroany

Feno herin-taona sahady ny « Cercle Mixte de Reflexion pour la révalorisation de formation paramedicale » eto Madagasikara na ny CMR Paramed tarihin’ny filohany Razanadrakoto Roland Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Fampianarana.FLSH sy DEGS -Ankatso Efa-bolana tsy nandray vatsim-pianarana

Velon-taraina sy mimenomenona noho ny tsy mbola naharaisan’izy ireo vatsim-pianarana efa ho efa-bolana ny mpianatra ao amin’ny Sampana Haisoratra sy ny DEGS eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Fampianarana.FLSH sy DEGS -Ankatso Efa-bolana tsy nandray vatsim-pianarana

Velon-taraina sy mimenomenona noho ny tsy mbola naharaisan’izy ireo vatsim-pianarana efa ho efa-bolana ny mpianatra ao amin’ny Sampana Haisoratra sy ny DEGS eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jolay 2017
Fampianarana.« Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi » Hanampiana ireo afaka Bakalôrea sy mitady asa

Hotanterahina ny zoma 28 sy ny sabotsy 29 jolay ho avy izao etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ilay hetsika “ Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi” karakarain’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jolay 2017
Fampianarana.EPP MAHAVELONA Nomen’ny Airtel fanomezana avokoa ireo afaka CEPE

Notoloran’ny orinasam-pifandraisana Airtel fanomezana avokoa omaly ireo ankizy 52 mianadahy afa-panadinana CEPE tao amin’ny sekoly ambaratonga fototra Mahavelona, sekoly ahian’izy ireo mivantana.

Hamaky ny tohiny
FTT