• Talata 11 Jolay 2017
Fampianarana.CNTEMAD Efa vonona ny boky amin’ny fanadinana enim-bolana faharoa

Niteraka fanaratsiana ny sekoly ambony CNTEMAD teo ny tsy fahavitan’ny boky mialoha ny hanatanterahan’ny mpianatra ny fanadinana enim-bolana voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Jolay 2017
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Hiitatra hatrany Kaomoro

Tontosa soa aman-tsara ny sabotsy teo teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka ny fankalazana ny fahafolo taona niorenan’ny sekoly ambony UPRIM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Fampianarana.Fitsarana ny BEPC Nitokona ireo mpampianatra ao Antsirabe

Na nolazaina fa nilamina aza ny fanadinana BEPC tao Antsirabe dia farany vao nisy ventiny izany. Nitokona tsy nety hitsara ny laza adina mantsy ireo mpampianatra tokony hanao izany omaly tolakandro .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jolay 2017
Fampianarana.Akanin’ny marenina 67 HA 80 % ny salam-pahafaham-panadinana CEPE

Tafakatra 80 % ny salam-pahafaham-panadinana CEPE tamin’ity taona ity ho an’ny Akanin’ny Marenina etsy 67 ha raha 50 % tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jolay 2017
Fampianarana.Mpanala BEPC Maro no matahotra ny taranja kajy

Notanterahina nanomboka omaly alatsinainy 3 jolay manerana ny Nosy ny fanadinana BEPC taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Jolay 2017
Fampianarana.Eccova Antananarivo Namoaka mpianatra 270 mianadahy

Hanao ranolava ny famoahana mpianatra eo anivon’ny ECCOVA manerana ny Nosy tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT