• Alakamisy 10 Aogositra 2017
Fampianarana.Fanomanana ny fidiran’ny mpianatra Velon-taraina hatramin’ireo sekoly

Misedra olana tanteraka ireo tompona sekoly tsy miankina eto amintsika amin’izao fotoana izao manoloana ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra, indrindra fa ny fanavaozana sy fikarakarana ireo karazana kojakoja rehetra ilaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aogositra 2017
Fampianarana.Faha-25 taonan’ny manala azy vita baka Fahombiazana tanteraka niaraka tamin’ny Airtel

Fahombiazana tanteraka tamin’ny ankapobeny no azo tamin’ny fankalazana ny faha-25 taonan’ilay hetsika “Manala Azy Vita Baka” nokarakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel ny 04 aogositra lasa teo teny Ivandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Fampianarana.Taranja Anglisy eny amin’ny Lisea Hiova ny fandaharam-pianarana

Ho fidirana mian-dalana mankany amin’ny drafi-panabeazana vaovao (PSE) dia hiova tanteraka ny fandaharam-pianarana ho an’ny taranja Anglisy manomboka amin’ny taom-pianarana vaovao ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
Fampianarana.Fampandrosoam-pirenena Mbola lavitra ezaka, hoy ny mpampianatra mpikaroka

Nanazava ny lohahevitra hoe « Ny Ntaolo, ny sera sy ny fampianarana izany ankehitriny » ny mpampianatra mpikaroka, Jean Jules Harijaona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2017
Fampianarana.FARMSHOP Manofana maimaim-poana ny mpiompy

Orinasa mpaninjaran’ ny Avitech sy ny LFL ny Farmshop. Mivarotra provandy manaraka ny fenitra iraisam-pirenena izy ireo ao anatin’izany no sady mivarotra akohokely vao fohy iray andro ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2017
Fampianarana.CMR PARAMED Hankalaza ny herintaona nijoroany

Feno herin-taona sahady ny « Cercle Mixte de Reflexion pour la révalorisation de formation paramedicale » eto Madagasikara na ny CMR Paramed tarihin’ny filohany Razanadrakoto Roland Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT