• Alatsinainy 28 Aogositra 2017
Fampianarana.Politikam-pampianarana Mila omen-danja ny famoronana

Hampianarina handalina fa tsy hampianarina hikaroka ny mpianatra Malagasy amin’izao fotoana, raha ny fanehoan-kevitra nataon-dRakotovoavy Frédéric avy amin’ny Fikambanana Mitsinjo ny ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aogositra 2017
Fampianarana.« Salon des études sup » Ny 7 sy ny 8 septambra ho avy izao

Mbola betsaka amin’ireo tanora mpianatra eto amintsika no manana olana amin’ny fisafidianana izay lalam-piofanana arahiny aorian’ny fahazoany ny Bakalôrea.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Fampianarana.Arsivan’ny tranombokim-pirenena Avadika ho nomerika

Nitsidika ny tranombokim-pirenena Anosy sady toerana misy ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny asa tanana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Fampianarana.Rafi-panabeazana vaovao Tsy vahaolana mahomby, hoy ny filohan’ny Aneffa

Na faran’izay raitra aza ny fandaharam-pampianarana hajoro eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana amin’io taona ho avy io dia tsy hampahomby na inona na inona, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Aneffa na ilay fikambanan’ireo mpampianatra fram,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Aogositra 2017
Fampianarana.Nidina ny taham-pahafahana bakalorea 44, 48% ho an’Antananarivo

Hivoaka amin’ny fomba ofisialy anio zoma 25 aogositra ny valim-panadinana bakalorea ho an’ny Faritanin’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aogositra 2017
Fampianarana.CRM PARAMED Hanatsara ny sehatry ny fanofana paramedikaly

Vonona hanatsara ny sehatry ny fanofanana paramedikaly eto amintsika ny CMR Paramed na ny drafitra fanofanana paramedikaly tarihin’ny filoha nasionaliny Razanadrakoto Roland Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT