Fampianarana

« Salon des études sup » Ny 7 sy ny 8 septambra ho avy izao


  • Sabotsy 26 Aogositra 2017

Mbola betsaka amin’ireo tanora mpianatra eto amintsika no manana olana amin’ny fisafidianana izay lalam-piofanana arahiny aorian’ny fahazoany ny Bakalôrea.

Toraka izany koa ireo tsy mahita na mahalala akory ny sekoly ambony azony antoka hanohizany ny fianarany, antony nanosika an’Andriamahatsangy Lahatra, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny Madajeune  hikarakara ilay “Salon des etudes Supérieures” hotontosaina ny 07 sy ny 08 septambra ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Tranoheva manodidina ny 50 isa no handray anjara ao, ahitana ireo sekoly ambony miankina sy tsy mianjina amin’ny fanjakana maro. Tsy tambo isaina kosa ireo lalam-piofanana ho hita sy azo hakam-panazavana mandritra izany.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT