• Sabotsy 02 Septambra 2017
Fampianarana.Salon de l’etudiant Eny Ankatso ny andiany faha-5

Toy ny mahazatra isan-taona dia mikarakara “Salon de l’étudiant” andiany fahadimy ihany koa ny Oniversiten’Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Fampianarana.Pr Radanoara Julien Mandrisika ny tanora hifaninana

Ny 20.000 amin’ireo 75.000 mahery afa-panadinana bakalorea ihany no azon’ny oniversitem-panjakana raisina ho an’ny eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Fampianarana.Paul Rabary Mamitaka ny fahaizan’ny ankizy amin’izao

Mila avahana ny taham-pahafahana sy ny fari-pahaizan’ny ankizy, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Fampianarana.Fanamboarana sy fanavaozana Mandany 4.400.000 Ar isan-taona ny sekoly iray raha kely

Herinandro vitsy sisa no isaina dia hiverina an-tsekoly ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ny sekoly tsy miankina manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aogositra 2017
Fampianarana.Fanamboarana sy fanavaozana Mandany 4.400.000 Ar isan-taona ny sekoly iray raha kely

Herinandro vitsy sisa no isaina dia hiverina an-tsekoly ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ny sekoly tsy miankina manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Aogositra 2017
Fampianarana.EPP Antandrokomby Niakatra ho 22.000 Ar ny saran-pisoratan’anarana

Mikaikaika avokoa ny ankamaroan’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra mampiana-janaka ao amin’ny EPP Antandrokomby kaominina Anosizato Andrefana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT