Fampianarana

Salon de l’etudiant Eny Ankatso ny andiany faha-5


  • Sabotsy 02 Septambra 2017

Toy ny mahazatra isan-taona dia mikarakara “Salon de l’étudiant” andiany fahadimy ihany koa ny Oniversiten’Ankatso.

Ny 06,  ny 07 ary ny 08 septambta ho avy izao no hanatontosana izany eo amin’ny Esplanade, handraisan’ireo sampam-pianarana miisa fito anjara, miampy ny CNTEMAD. Hampiavaka ny hetsika ny fanentanana ny mpianatra mba hitondra ny “relevé de notes”-ny  avy  hahafahany mamantatra izay lalam-piofanana tokony harahiny. Raha araka ny fantatra mantsy dia  tsy mihoatra ny 10.500 tamin’ireo mpiadina afaka baka miisa 75.195 tamin’ity taona ity no azon’ny Oniverite raisina  noho ny tsy fahampian’ny fotodrafitrasa. Mbola  mipetraka hatrany ireo karazana fepetra sy mason-tsivana handraisana ny mpianatra noho izany toy ny fanaovana fifaninanana, ny fifantenana ny antontan-taratasin’ny mpianatra …Tsy misy ny vidim-pidirana.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT