• Zoma 22 Septambra 2017
Fampianarana.Fanadinan’ny CNTEMAD 75% ny taham-pandraisana anjara

Hifarana anio zoma manerana ny Nosy rehefa naharitra dimy andro ny fanadinana enim-bolana faharoa tanterahin’ireo mpianatry ny sekoly ambony CNTEMAD manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Septambra 2017
Fampianarana.Holafitry ny sekoly ambony mpampianatra ho mpitsabo Hanenjika ireo sekoly tsy ara-dalàna

Iray volana lasa izay no tafatsangana teto amintsika ny holafitry ny sekoly ambony mampianatra ho mpampivelona sy ho mpitsabo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Septambra 2017
Fampianarana.Mpampianatra FRAM 10.000 notolorana fifanaraham-piaraha-miasa

Tafakatra 40.000 hatreto ireo mpampianatra FRAM noraisin’ny fitondram-panjakana ho mpiasam-panjakana raikitra. Miisa 10.000 indray mantsy omaly no notolorana fifanaraham-piaraha-miasa avy amin’ny faritra 20 manerana ny Nosy, andiany fahefatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2017
Fampianarana.Fizarana « contrat » Mpampianatra Be ireo voatery nitrosa niakarana aty Antananarivo

Hotanterahina etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina anio, ny lanonam-panjakana hizarana ireo fifanarahana arak’asa (contrat de travail) an’ireo mpampianatra FRAM horaisina ho mpiasam-panjakana. Andiany fahefatra ity, ary ny avy amin’ny Faritra 22 no nakarina eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2017
Fampianarana.Fanabeazam-pirenena Tafiditry ny politika maloto

Hozaraina rahampitso zoma 15 septambra etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina Mahamasina ny taratasy fifanarahana arak’asa ho an’ireo mpampianatra FRAM vao noraisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Septambra 2017
Fampianarana.Aiza no hanohy fianarana ? Tongava ao amin’ny “Salon des études Supérieures”

Raikitra indray ny “Salon des études Supérieures” karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
FTT