- Zoma 13 Oktobra 2017
Fampianarana.Savorovoro tao Mahajanga Nakatona vonjimaika ny oniversite
Mpianatra 5 naiditra hopitaly ary 5 voasambotra omaly noho ny gidragidra tao amin’ny oniversiten’i Mahajanga. Nifandona sy samy mpianatra avy amin’ny BDUM (Bureau des étudiant de l' Université de Mahajanga) sy ny CCE (Conseil Consultatif des Etudiants).
Hamaky ny tohiny