- Alakamisy 26 Oktobra 2017
Fampianarana.Sekoly Katolika Mbola nisy ny nanakatom-baravarana
Na dia nanao fanambarana goavana aza ny DIDEC ny faran’ny herinandro teo fa hiverina hianatra avokoa nanomboka omaly alarobia 25 oktobra ny sekoly katolika rehetra dia nisy tamin’izy ireo tokoa no nianatra.
Hamaky ny tohiny