Fampianarana

Lisea Ranohavimanana Norbert Tombontsoan’ny mpianatra no jerena, hoy ny minisitera


  • Zoma 27 Oktobra 2017

Betsaka ny pitsopitsony tsy maintsy arahina raha hanova olona iray eo amin’ny fitantanan-draharaha, hoy Atoa Sandro tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena.

 Nomarihany fa voavaha ny olana rehefa misy ny fifampidinihana teo amin’ireo mpanabe sy ny Proviseur vaovao. Tsy nahafapo tanteraka ny fanapahan-kevitra saingy ny hoavin’ny ankizy no banjinina aloha, hoy izy. Misy amin’ireo mpanabe hatreto no tsy resy lahatra amin’ny fisian’ilay Proviseur vaovao. Raha nanontaniana mahakasika izay ny tenany dia nilaza fa ny hevitra no miady fa tsy ny olona ka rehefa misy ny marimaritra iraisana dia tanterahana ny adidy amin’ny fanasoavana ny zana-bahoaka.

Légende:Ireo iraky ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tonga nandamina tany Ambatondrazaka

                                                                      Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT