Fampianarana

Famoronana « logiciel » eto Madagasikara Mbola olana ny ho enti-manana


  • Sabotsy 28 Oktobra 2017

Na dia mitombo isa hatrany aza ireo tanora malagasy manampahaizana eo amin’ny sehatry ny informatika mirona amin’ny famoronana ireny karazana rindram-baiko ( logiciel)

 

 ireny dia mbola maro ny olana sedrain’izy ireo raha araka ny fanazavan-dRakotonindrainy Parfait », ingenierana informatika eto amintsika. Lohalaharana  amin’izany ny tsy fahampian’ny ho enti-manana mba hahafahana manitatra kokoa  ny asa fikarohana. Azo dinganina ihany anefa io olana goavana io raha toa ka eo ny fahavonanana, hoy hatrany ity injeniera iray ity saingy mitaky faharetana ihany koa. Ankoatra izay dia notsindriany ihany koa fa mbola olana goavana tsy hahafahan’ity asa famoronana logiciel ity mivelatra eto amintsika ny  ny fitiavan’ny Malagasy ilay atao hoe maimaimpoana fa tsy hamoaka vola am-paosy mihitsy. Nisongadina ireo rehetra ireo nandritra ny famoahan-dRakotonindrainy Parfait ireo vokatra roa vaovao vao novokariny aampitondrainy ny anarana hoe : “ kilongasoft » sy ny : « Pitazonora ». Ho an’itsy voalohany manokana dia  fitaovana iray hahafahana mampianatra ireo kilonga madinika amin’ny fanaovana kay tsotsotra sy ny fanisana izy ireo raha fampianarana ny tsirairay avy tsy hanarinary fotoana fahatany kosa ny pitazonora.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT