- Alakamisy 23 Novambra 2017
Fampianarana.Drafi-panarenana ny fanabeazana Haharitra 9 taona ny fanabeazana fototra
Anisan’ireo minisitra niatrika an’ireo depiote teny Tsimbazaza omaly alarobia 22 novambra ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary ka nitondra fanazavana feno ny amin’ilay PSE (Plan Sectoriel de l’Education) drafi-panarenana momba ny fanabeazana ho tanterahina tsy ho ela eto amintsika.
Hamaky ny tohiny