• Alakamisy 16 Novambra 2017
Fampianarana.Coliseum Antsonjombe “Kits Scolaires” tsy mitovy loko no nozaraina

Soa ihany fa mahalala fomba sy be fandeferana ny Malagasy. Raha ny fahakiviana sy hasosoran’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra omaly teny Antsonjombe dia asa fotsiny no mety nitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Fampianarana.Mpianatry ny INSCAE Manasoa hatrany ny mpiara-belona

Fanaon’ny mpianatra ao amin’ny INSCAE (Institut National des Sciences Comptables et de l’Administration d’Entreprises) no manao asa sosialy ary ny mpianatra mihitsy no manatanteraka izany ho fanasoavana ny vahoaka sy ny mpiray tanindrazana, indrindra ireo ao anatin’ny fahasahiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
Fampianarana.Fizarana “kits scolaires” Notohizan’i “Faly Roi Lion” tao Arivonimamo

Taorian’ny tao Imerintsiatosika dia tany Arivonimamo tao amin’ny kaominina Morarano indray no nanatanterahan’i Faly Andrianafetra Robinson na i Faly Be (Le Roi Lion) tompon’ny SRK eny Imerintsiatosika ny fizarana “Kits scolaires”, sac à dos, cahie, penina,,...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
Fampianarana.Oniversite tsy mianatra Efa resaka hafa mihitsy…

Tsy mbola voafaritra ny daty hiverenan'ny mpianatra eny amin'ny oniversite rehetra fa mbola hifampidinika amin'ny alalan'ny COPRIES ireo filohany sy mpitantana ny IST (Institut Supérieur de Technologie) ary ny eo anivon’ny minisitera,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Novambra 2017
Fampianarana.Fiverenan’ny fampianarana Mailo hatrany ny LTC Ampefiloha

Niverina nianatra nanomboka omaly 06 novambra ny sekoly rehetra, izay voatery nahatsahatra ny fampianarana noho ny fisian’ny valan’aretina pesta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Fampianarana.Ady amin’ny tsy fananan’asa Namoaka mpianatra teny Anglisy 200 mianadahy ny HAFARI

Tanora 200 mianadahy mpianatra teny Anglisy no indray navoakan’ny English Club hope FMOS sy ny fikambanana HAFARI Malagasy ny faran’ny herinandro teo teny Antanimena.

Hamaky ny tohiny
FTT