• Sabotsy 18 Novambra 2017
kolontsaina.Tontolon’ny kolontsaina eto Madagasikara Tsy mandroso, hoy i Titane Pigny

Boky faha 5 navoakan’ilay mpanoratra Titane Pigny ary nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Colbert omaly ny “L’abécédaire” na “Ny ABD”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Novambra 2017
kolontsaina.Rasoamanitrandrasana Onintsoa Daniella Vonona hitondra avo ny anaram-boninahitr’Atsimondrano

Tovovavy kely vao 20 taona monja Rasoamanitrandrasana Onintsoa Daniella, monina eny Andoharanofotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Novambra 2017
kolontsaina.Teatra Malagasy Nofoanana ny hetsika Faha-10 taona nahafatesan’i Victor Solo

Na dia eo aza ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Fikambanan’ny Mpanao Teatra Malagasy tarihan’i Mbato Ravaloson hanamarika ny faha-10 taona nahafatesan'i Victor Solo andrarezin'ny teatra malagasy (2007-2017) noho ny fiaraha-miasa tamin'ny tompon'andraikitry ny Ivokolo Cemdlac izay saika ho tanterahina amin’ny alahady 26 novambra 2017 ary namaritana ny hiseharana ny tantara Kapoaka sa Vahoaka ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
kolontsaina.SHYN Mpanakanto vahiny maro no hiasa miaraka aminy

Ny 14 nov no tafaverina soamantsara avy any Lagos i Shyn sy ny delegasiona nisolotena an’i Madagasikara niaraka taminy nandritra ny fifaninana Africa Music Award AFRIMA 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2017
kolontsaina.AFRIMA 2017 tany Lagos Nigeria Norombahan’i Shyn ny “Révélation 2017”

Norombahan’i Shyn tamin’ny alalan’ilay hirany “Resim-pitia” ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana Afrima 2017 ho an’ny sokajy “Révélation 2017”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
kolontsaina.Festival Sambaraha –Tolagnaro Ho goavambe ny andiany faha-6

Hanakoako any Tolagnaro ny 20 ka hatramin’ny 23 desambra ho avy izao ny festival Sambaraha andiany faha-6 karakarain’ny Cosfa. Hetsika ara-kolontsaina goavana izy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT