- Alakamisy 07 Desambra 2017
kolontsaina.Fampandrosoana ny faritra Bara Manaitra ny fanjakana ny FITEBA
Mbola lany soa aman-tsara ho filohan’ny firaisankinan’ny terak’Ibara indray Atoa Nakany Charlie.
Hamaky ny tohinyMbola lany soa aman-tsara ho filohan’ny firaisankinan’ny terak’Ibara indray Atoa Nakany Charlie.
Hamaky ny tohinyVoavaha ny olana teo amin’ny foko Antandroy sy Antanosy tany Taolagnaro noho ny fametrahana ny “dinam-pihavanana” izay fomba fampihavanana vaovao napetraky ny komitin’ny fampihavanana Malagasy na CFM,
Hamaky ny tohinyAnio no hofaranana amin’ny fomba ofisialy ny hetsika andiany voalohan’ny “Festival Basesa” ao Toamasina, izay nokarakarain’ny fikambanana tanora “Tiako Basesa”
Hamaky ny tohinyNambara tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Kudeta etsy Anosy omaly alarobia 29 novambra, ny hanatanterahan’ny tarika Alalà avy any Angoulème, ahitana mpikambana marolafy 5 (Madagasikara, Frantsa, Colombie, Guinée) ao anatiny, fitetezam-paritra eto Madagasikara na
Hamaky ny tohinyNindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-58 taonany afak’omaly talata 28 novambra Raholialisoa Mamy Hortense, fantatra tamin’ny anarana Rabodo tao amin’ilay horonantsarimihetsika Safelika izay novokarin’ny SCOOP digital.
Hamaky ny tohinySambany no hotanterahina eto amintsika ilay hetsika “Symposium International d’Histoire, Civilisation et Culture » andiany voalohany.
Hamaky ny tohiny